Ianao no Kristy (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Ray Tsitoha mitalaho izahay
Fanahy Masinao arotsahy aminay.
Moa misy Tompo hafa ivavahanay?
Tsy misy afa-tsy Ianao
"Ianao no tononkira.serasera.org Kristy Zanak'Andriamanitra ekvcu velona
manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay"
Ianao Tomponay, ivavahanay
ametrahanay 'zay rehetra momba anay
"Ianao jqsffa no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny tenin'ny ecjvohf fiainana mandrakizay"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Vangy : 1136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 11/09/2019 15:40