Ianao no Kristy (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry rjru Ray Tsitoha mitalaho izahay
Fanahy Masinao arotsahy aminay.
Moa misy tononkira.serasera.org Tompo hafa ivavahanay?
Tsy misy afa-tsy Ianao
"Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny gvghi tenin'ny fiainana mandrakizay"
Ianao Tomponay, ivavahanay
ametrahanay 'zay rehetra momba anay
"Ianao uywrr no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay"

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Hits : 1134
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 11/09/2019 15:40