Ianao no tokiko (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao Jesosy no tokiko sy heriko
     Ianao no manoro lalana izay alehako
     Lalana mjrcs marina sady soa,
     mitarika ahy hanao ny tsara
     Lalana tsy mba manary an-davaka

Ref : Koa dia ambeno izahay
    jdxbinr      mba tsy hivilivily lalana
     tononkira.serasera.org     Fa izay atoronao anay no arahina
         Esory ireo sakantsakana
         izay mibahana
   rbfp       ny lalan-tsara izay natoronao anay

2- Tafio hery koa izahay ry Tompo ô
     Omeo anay ny fanahinao hampatanjaka
     ny finoanay toa hihemotra
     noho ireo sakan-dalana maro,
     Ampaherezo izahay fanahy ô!

Ref : Koa dia ambeno izahay....

T/F: R.T. Rodolphe

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Hits : 2793
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 04/12/2014 22:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1728