Manolora tena (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

https://tononkira.serasera.org/hira/akoni-ziona-famonjena-nosy-be/manolora-tena-1

1- Tsy renao ve ny feon'ny Tompo
miantso anao hiverina Aminy?
Koa dieny izao ekeo ny antsony
sao tara loatra ka hanjary ho neninao

Ref: Koa dieny izao, manolora tena
hanao ny asa izay nanirahany
Ireo rendrarendra taloha izay nambabo
Mba ialao f'ireo tsy mahasoa

2- Aza heverina hoe be ny hadisoako
K'izaho tononkira.serasera.orgve dia mbola horaisiny?
Aza manahy fa Izy tsy mandà
izay miaiky ny heloka efa vitany

Ref: Koa dieny izao, manolora tena... ...

3- Tian'ny Tompo Jesoa tsy hisy ho very
izaho sy ianao izay asan-tanany.
Koa raiso Izy ho Mpamonjinao
dia hiposaka aminao ny voninahiny


Ref: Koa dieny izao, manolora tena... ...

Tonony: NAMBININTSOA H.C

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Mpamaky : 575
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 04/04/2017 23:12:13
ID : 9275

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo