Ianao no tokiko (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao Jesosy no tokiko sy heriko
     Ianao no manoro lalana izay alehako
     Lalana marina gfovq sady soa,
     mitarika ahy hanao ny tsara
     Lalana tsy mba manary an-davaka

Ref : Koa dia ambeno izahay
         mba tsy hivilivily lalana
         Fa izay atoronao anay no arahina
xkyqfv         Esory ireo sakantsakana
         izay mibahana
tononkira.serasera.org         ny lalan-tsara izay natoronao anay

2- Tafio hery koa izahay ry Tompo ô
     Omeo anay ny fanahinao hampatanjaka
     ny finoanay toa hihemotra
  wpbzy    noho ireo sakan-dalana maro,
     Ampaherezo izahay fanahy ô!

Ref : Koa dia ambeno izahay....

T/F: R.T. Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Vangy : 2694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 04/12/2014 22:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355