Misaotra Anao zahey (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
https://tononkira.serasera.org/hira/akoni-ziona-famonjena-nosy-be/misaotra-anao-zahey-1
1- Misaotra Anao zahey Zanaharehsatria notahinô ka velogn'aigné
notsimbininô, nomenao fiadanam-po
ka velon-kira fideragn' Anô
Refrain: Raha tsy Anô tsy tanterak'izao
noho ny fahasoavanô no naha-toy izao
Hanompo Anô mandrakizey
no tarigetranay vory etTsiky dia ampyo izao
2- Ts'isy raha atakalonay ny fanompoagn'Anô
Ny fideragn'Anô no ankafiziney
Anô Zagnahareh no namôrogno zahey
agnankignaney ny ho aviney
Refrain: Raha tsy Anô tsy tanterak'izao
noho ny fahasoavanô no naha-toy izao
Hanompo Anô mandrakizey
no tarigetranay vory eto izao