Mandalo (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

https://tononkira.serasera.org/hira/akoni-ziona-famonjena-nosy-be/mandalo

1 - Aza sodoka amin'ny fiainana ety an-tany
      Variana amin'ny vola izay levona sy mora lany
      Tsy mahatsiaro intsony ny Tompo fa any dia any

Ref: Mandalo ihany
         Mandalo izao tontolo izao sy ny filany
         fa izay mitoetra ao amin-dRay
         no mahariTsiky dia ampytra mandrakizay

2 -Raha toa ka tafita,misosa sy mety ny atao
     Ity misy hafatra tiako hampitaina aminao
     Aza atao tsidi-pahitra lava ny tranon'ny Tompo

Ref: Mandalo ihany
         Mandalo izao tontolo izao sy ny filany
         fa izay mitoetra ao amin-dRay
         no maharitra mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Mpamaky : 734
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 03/12/2014 19:42:10
ID : 6871

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo