VITA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
akkpimjs
Vita eny vita,
Vita ny famonjena antsika
Efa resy ny fahafatesana
Teny resy tokoa ny fasana
Fa Jesosy ilay efa novonoina
Dia indro efa nitsangana

Ref:Ka venteso ny hosana
Asandrato ny tononkira.serasera.org hira fiderana
Efa vita ny famonjena
Azontsika ny fandresena
Ka ny dcpc gadram-pahotana
Dia haesoy efa novahana

Faly eny faly
Faly ny mponina eto antany
Ka mihira ny hira fiderana
Sy miventy ny haleloia hosana
Mankalaza ilay Jesoa Mpandresy
Izay nandresy ny herin'i satana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1495