VITA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vita eny vita,
Vita tononkira.serasera.org ny famonjena antsika
Efa resy ny fahafatesana
Teny resy tokoa ny fasana
Fa Jesosy ilay ovfchnqj efa novonoina
Dia indro efa nitsangana

Ref:Ka venteso ny hosana
Asandrato ny hira fiderana
Efa vita ny famonjena
Azontsika ny fandresena
Ka ny gadram-pahotana
Dia efa novahana

Faly eny faly
Faly ny mponina eto antany
Ka mihira ny hira fiderana
Sy ezdobx miventy ny haleloia hosana
Mankalaza ilay Jesoa Mpandresy
Izay nandresy ny herin'i wmamat satana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1074