NY FITIAVANA NO DIDY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatrafatra ho anao
Izay hiktdnuo napetraky ny Tompo
Ilay didy vaovao
Ho anao

mba mifankatiava tsara
Ary koa miraisa hina
Fa izany no takiana
Aminao

Ref/Ny fitiavana no didy
Lehibe sy ambony indrindra
Ary tena sarobidy
Ka tsy voavidy

Fa ho sambatra tokoa
ka ahazo aizdrh valisoa
Izay mahay mifankatia
Sy tononkira.serasera.org miara-dia

Tiavo re ny namanao
Tahaka ny tenanao
Ary tiavo koa ldszkcvx Jehovah
Tomponao

Ka ny fitiava-tena
Dia tena ho resena
Tanterao re lay didy
Vaovao

Ref/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1373