IFONAKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
( Ifonako aminao ry Tompo
Ireo ota izay vitako
tsy mendrika aho kakxy ny hiantso ny anaranao
Mba raiso aho ho isany zanakao ) 2×
Ref :
Choeur :
( Ianao ilay Ray be Fitiavana sy be Indrafo
Tsy mba manavaka na dia mpanota tokoa )
( Be fitiavana sy be indrafo
Tsy manavaka
na dia mpanota tokoa )
Solo :
( Ô mamela ny heloko tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
Diovy aho Sasao ny ncbmr Ranao soa )
Solo :
( Maro ireo adisoana izay vitako
Ka nampalahelo anao ry Ray
Tsy nankatoa ireo Teny izay nomenao
Amboary bdzxne aho ho olom-baovao ) ×2
( Ifonako aminao ry Tompo
Ireo ota izay vitako
tsy mendrika aho kakxy ny hiantso ny anaranao
Mba raiso aho ho isany zanakao ) 2×
Ref :
Choeur :
( Ianao ilay Ray be Fitiavana sy be Indrafo
Tsy mba manavaka na dia mpanota tokoa )
( Be fitiavana sy be indrafo
Tsy manavaka
na dia mpanota tokoa )
Solo :
( Ô mamela ny heloko tononkira.serasera.org Ianao Jesoa
Diovy aho Sasao ny ncbmr Ranao soa )
Solo :
( Maro ireo adisoana izay vitako
Ka nampalahelo anao ry Ray
Tsy nankatoa ireo Teny izay nomenao
Amboary bdzxne aho ho olom-baovao ) ×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 557
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 05:52
