MIFONA AMINAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry Ray zcvlp o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny tononkira.serasera.org atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao vesj Aho
Mibaboka krqf aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny tononkira.serasera.org atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao vesj Aho
Mibaboka krqf aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 635
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:38
