Tsy misy afa tsy ianao Jesoa (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy afa tsy ianao Jesosy
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa maro loatra ny hery izay mandrirotra
Mila hanongotra ny finoako) ×2

Ref :( hahihay  toa eiyi tsy tanty
Izany, izany mianjady
Nefa, nefa soa ihany
Mbol'ao ianao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2

(Hanana an'iza tokoa tononkira.serasera.org moa izahay
Fa ianao no ataoko rehareha
Ka feno toky aho manana anao e
Ry Jesoa fialofana azo antoka) ×2

Tsy misy hafa faeg tsy ianao Jesosy
No hany
Fanantenana amin'izao toetra andro izao
Fa cthdut maro loatra ny hery izay mandrirotra
Mila haningotra ny finoako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0995