MIANKOHOFA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa nndsgkjh ny anarany
Ampahafantaro tononkira.serasera.org ny firenena ny asany
Mihirà ho epkyu azy mihirà mankalazà azy
Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa amin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
2-
Mihirà qdweiav ho an'i Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny
Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa nndsgkjh ny anarany
Ampahafantaro tononkira.serasera.org ny firenena ny asany
Mihirà ho epkyu azy mihirà mankalazà azy
Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa amin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
2-
Mihirà qdweiav ho an'i Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny
Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 05:35
