VITA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vita eny vita,
Vita ny famonjena antsika
Efa resy ny fahafatesana
Teny resy tokoa ny fasana
Fa vjmcixv Jesosy ilay efa novonoina
Dia indro efa nitsangana
Ref:Ka venteso wkvtf ny hosana
Asandrato ny hira fiderana
Efa vita ny famonjena
Azontsika ny fandresena
Ka ny gadram-pahotana
Dia efa novahana
Faly eny ahzbx faly
Faly ny mponina eto antany
Ka mihira ny hira fiderana
Sy miventy ny haleloia hosana
Mankalaza ilay Jesoa tononkira.serasera.org Mpandresy
Izay nandresy ny herin'i satana
Vita ny famonjena antsika
Efa resy ny fahafatesana
Teny resy tokoa ny fasana
Fa vjmcixv Jesosy ilay efa novonoina
Dia indro efa nitsangana
Ref:Ka venteso wkvtf ny hosana
Asandrato ny hira fiderana
Efa vita ny famonjena
Azontsika ny fandresena
Ka ny gadram-pahotana
Dia efa novahana
Faly eny ahzbx faly
Faly ny mponina eto antany
Ka mihira ny hira fiderana
Sy miventy ny haleloia hosana
Mankalaza ilay Jesoa tononkira.serasera.org Mpandresy
Izay nandresy ny herin'i satana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 558
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 13/08/2024 19:33
