SOA FA TEO IANAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tompô tsy misy miafina
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho ketraka gkfibri sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana
2_Na acqedy dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tsy ampihemotra izany dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy ny manjo
Ref :
Na dia sarotra sy mafy izay tononkira.serasera.org lalana
Toa mahery ny zluxwpl tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo foana ianao
Nomba sy nitahy
Ka tsy mba manan'ahiahy.
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho ketraka gkfibri sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana
2_Na acqedy dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tsy ampihemotra izany dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy ny manjo
Ref :
Na dia sarotra sy mafy izay tononkira.serasera.org lalana
Toa mahery ny zluxwpl tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo foana ianao
Nomba sy nitahy
Ka tsy mba manan'ahiahy.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 950
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:30
