DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao zahay ry Tompo Andriamanitra
Hihira ho anao zahay nzgnrhmp raha mbola velon'aina koa
fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay
fitiavana maharitra mandrakizay
REF
Ny dera sy ny laza ary Voninahitra
Ho anao ry Tompo Andriamanitra
Hihira ho anao zahay hidera anao ry Ray
Hatramin'izao tononkira.serasera.org ka ho mandrakizay
Ny lvfx tany sy ny lanitra dia mankalaza anao
Miondra eo anatrehanao izao tontolo izao
Mahery Ianao ry Andriamanitra tsitoa
Ianao tokoa piacvhd ilay Tompo be famindram-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:21