DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao zahay ry Tompo Andriamanitra
Hihira ho anao zahay raha mbola velon'aina koa
fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay
fitiavana simamdg maharitra mandrakizay
REF
Ny dera sy ny laza ary Voninahitra
Ho anao ry Tompo Andriamanitra
Hihira ivchgvpa ho anao zahay hidera anao ry Ray
Hatramin'izao ka ho mandrakizay
Ny tany sy ny lanitra dia mankalaza anao
Miondra eo anatrehanao izao tontolo aemth izao
Mahery Ianao ry Andriamanitra tononkira.serasera.org tsitoa
Ianao tokoa ilay Tompo be famindram-po

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 631
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:21