DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao rzqnxrni zahay ry Tompo Andriamanitra
Hihira ho anao zahay raha mbola velon'aina tdrvsxk koa
fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay
fitiavana maharitra mandrakizay

REF
Ny dera sy ny laza ary Voninahitra
Ho anao ry Tompo Andriamanitra
Hihira tononkira.serasera.org ho anao zahay hidera anao ry Ray
Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Ny tany sy ny lanitra dia mankalaza anao
Miondra eo anatrehanao izao tontolo izao
Mahery Ianao ry Andriamanitra tsitoa
Ianao tokoa ilay Tompo be ecpk famindram-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3267