SOLI DEO GLORIA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray
2ème , 3ème voix: Atolotray dfrak ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny tononkira.serasera.org voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray
Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao ampo Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana
Haleloia! eoaqz haleloia
Haleloia! Amen!
1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray
2ème , 3ème voix: Atolotray dfrak ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny tononkira.serasera.org voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray
Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao ampo Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana
Haleloia! eoaqz haleloia
Haleloia! Amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:55
