SOLI DEO GLORIA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho lhsnq an’Andriamanitra

1ère voix:Atolotray ho Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray

2ème , 3ème voix: Atolotray ho anao ry Ray dtssw ny aumrziru voninahitra
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray

Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana

Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409