SOLI DEO GLORIA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pihqe Ny voninahitra ho an’Andriamanitra

1ère voix:Atolotray ho Anao ry tononkira.serasera.org Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray

2ème , 3ème voix: egibn Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray

Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana ysdc

Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541