SAROBIDY LOATRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy hexvdel loatra ny fitiavanao ry Ray
Tsy voavidy vola sady tsy voavalinay
Nahafoy ny ainy ‘lay Jesosy zanakao
Mba hamonjy izao tontolo izao
Famonjena tononkira.serasera.org tsy novidiana
Fa nomena anay maimaimpoana
Niaretanao ny hazo fijaliana
Mba ho fanavotana ho anay
Ka isaoranay ny anaranao
Ry Jesosy Tompo noho ny fmrgc fitiavanao
Dera laza ho Anao
Ry Jesosy bvihic Tomponay
Fa izao tontolo izao
Heniky ny hasoavanao
Tsy voavidy vola sady tsy voavalinay
Nahafoy ny ainy ‘lay Jesosy zanakao
Mba hamonjy izao tontolo izao
Famonjena tononkira.serasera.org tsy novidiana
Fa nomena anay maimaimpoana
Niaretanao ny hazo fijaliana
Mba ho fanavotana ho anay
Ka isaoranay ny anaranao
Ry Jesosy Tompo noho ny fmrgc fitiavanao
Dera laza ho Anao
Ry Jesosy bvihic Tomponay
Fa izao tontolo izao
Heniky ny hasoavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 586
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:03
