SAROBIDY LOATRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fitiavanao ry Ray
Tsy voavidy uddleyf vola sady tsy voavalinay
Nahafoy ny ainy ‘lay Jesosy zanakao
Mba hamonjy izao tontolo tononkira.serasera.org izao

Famonjena tsy novidiana
Fa nomena anay maimaimpoana
Niaretanao ny hazo fijaliana
Mba ho fanavotana ho anay

Ka isaoranay ny anaranao
Ry Jesosy Tompo noho ny fitiavanao

Dera laza ho Anao
Ry Jesosy Tomponay
Fa izao qoyptox tontolo izao
Heniky ny hasoavanao xbaymbpj

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034