SAROBIDY LOATRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fitiavanao ry Ray
Tsy yxryikv voavidy vola sady tsy voavalinay
Nahafoy ny ainy ‘lay Jesosy zanakao
Mba hamonjy izao tontolo izao

Famonjena tsy usbbh novidiana
Fa nomena anay maimaimpoana
Niaretanao ny hazo fijaliana
Mba ho fanavotana ho anay

Ka isaoranay ny anaranao
Ry Jesosy Tompo noho ny fitiavanao

Dera laza ho tononkira.serasera.org Anao
Ry Jesosy Tomponay
Fa izao tontolo migzrt izao
Heniky ny hasoavanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8998