Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOHOMBOHONA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey tokoa tononkira.serasera.org ry Ray
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao
Mba hamonjena anay tokoa
Lay yecs rà nalatsakao tao kalvary
No fpvoefg vhofqb nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay ety
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao
Mba hamonjena anay tokoa
Lay yecs rà nalatsakao tao kalvary
No fpvoefg vhofqb nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:34
