NOHOMBOHONA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey tokoa ry Ray
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny mihjkw helokay
Niaritra ny mafy Ianao tononkira.serasera.org
Mba hamonjena anay tokoa
Lay rà nalatsakao tao jlhesx kalvary
No nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay xvcuq ety
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny mihjkw helokay
Niaritra ny mafy Ianao tononkira.serasera.org
Mba hamonjena anay tokoa
Lay rà nalatsakao tao jlhesx kalvary
No nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay xvcuq ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 474
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:34
