NOHOMBOHONA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey tokoa ry Ray
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao

Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao
Mba pmcplub hamonjena anay tokoa
Lay rà nalatsakao tao kalvary
No nanavotanao zay mania

Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao rvgfn Kalvary
Mba tononkira.serasera.org hamonjena anay extqp ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.735