NOELY FAMONJENA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He! Teraka any Betlehema
Ny Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay Teny tonga nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very

Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy tononkira.serasera.org haja no atolotray
Ny sodizj voninahitra kxszxn anie ho Anao
Ho Anao mandrakizay

2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera vzihhbs Azy izao
Asandrato ny feonao
Fa indro tonga ilay Mesia
Hamonjy izay nania

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3086