NOELY FAMONJENA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He! Teraka any Betlehema
Ny Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay dinkfaq Teny tonga nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very
Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy haja no atolotray
Ny voninahitra anie ho Anao
Ho Anao mandrakizay
2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera fkgzbq Azy izao
Asandrato tcsqyfzw ny feonao
Fa indro tonga ilay Mesia
Hamonjy izay nania tononkira.serasera.org
Ny Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay dinkfaq Teny tonga nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very
Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy haja no atolotray
Ny voninahitra anie ho Anao
Ho Anao mandrakizay
2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera fkgzbq Azy izao
Asandrato tcsqyfzw ny feonao
Fa indro tonga ilay Mesia
Hamonjy izay nania tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 524
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:40
