NOELY FAMONJENA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. He! Teraka any Betlehema
Ny Tompon'i Jerosalema
Ny vilona nandriany
Mihoby ny anjeliny
Izy ilay Teny tonga tononkira.serasera.org nofo
Izay nampanantenan'ny Ray
Hanavotra antsika ety
Mba tsy ho very

Hosana e! Hosana no asandratray
Dera sy haja no atolotray
Ny voninahitra anie ho Anao
Ho Anao mandrakizay

2. O! Mihobia fa teraka
Jesosy Tompo zanaka
Hitondra fihavanana
Ka tena hampihavana
Hande hidera tcmunn Azy izao
Asandrato ny feonao
Fa indro tonga ilay uodf Mesia
Hamonjy izay nania nvxrodui

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8839