MITALAHO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo o! Ity ny zanakao mxoysc miandrandra Anao
Miangavy noho ny spyocb amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry tononkira.serasera.org ary koa mahay mitia
(Hampandroso hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany

Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny Fiangonanao

2. Ry Tompo o ! sspp Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho havaozinao toetra tsara sy madio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9202