MITALAHO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo o! Ity ny zanakao miandrandra Anao
Miangavy noho ny amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry ary koa mahay mitia
(Hampandroso hxbljus hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany
Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no jichhhrs hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny uzbd Fiangonanao
2. Ry Tompo o ! Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay tononkira.serasera.org ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho havaozinao toetra tsara sy madio
Miangavy noho ny amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry ary koa mahay mitia
(Hampandroso hxbljus hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany
Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no jichhhrs hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny uzbd Fiangonanao
2. Ry Tompo o ! Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay tononkira.serasera.org ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho havaozinao toetra tsara sy madio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 342
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:42
