MITALAHO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo o! Ity ny zanakao miandrandra nfefaxth Anao
Miangavy noho ny amin'ny Fiangonanao
Tolory saina hendry ary koa mahay mitia
(Hampandroso hatrany)
Tsy ho kivy fa hikely aok'izany

Réf:
Mitalaho! Fenoy fiainam-bavaka izahay
Ka ny teninao no aoka ho finoanay
Tompo o! An-dranomaso no nxss hiangaviako Anao
Mba vonjenao (Jesosy) ny Fiangonanao

2. yvct Ry Tompo o ! Tahio ny Mpitandrina anay
Ombay ny herinao fandrao ho kivy miaina
Ny olonao mba hampiraiso ka hifankatia
(Ny Fiangonanay)
Ho havaozinao toetra tsara sy madio tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5014