MISAORA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora! Misaora! Misaora
Misaora an'i Jehovah
Misaora! Misaora!
Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an'i vrtbast Jehovah
Eny aza misy adinoina
Ireo fitahiany syhuoma rehetra
Misaora! Misaora an'i tononkira.serasera.org Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy nkcakekr manasitrana ny aretinao rehetra
Misaora! Misaora an'i Jehovah
Misaora an'i Jehovah
Misaora! Misaora!
Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an'i vrtbast Jehovah
Eny aza misy adinoina
Ireo fitahiany syhuoma rehetra
Misaora! Misaora an'i tononkira.serasera.org Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy nkcakekr manasitrana ny aretinao rehetra
Misaora! Misaora an'i Jehovah
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 464
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:43
