Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISAORA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora! Misaora! Misaora
Misaora an'i nwetjb Jehovah
Misaora! Misaora!
Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an'i Jehovah
Eny aza ipddzui misy adinoina
Ireo fitahiany rehetra
Misaora! pgvvp Misaora an'i Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy manasitrana ny aretinao rehetra
Misaora! tononkira.serasera.org Misaora an'i Jehovah
Misaora an'i nwetjb Jehovah
Misaora! Misaora!
Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an'i Jehovah
Eny aza ipddzui misy adinoina
Ireo fitahiany rehetra
Misaora! pgvvp Misaora an'i Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy manasitrana ny aretinao rehetra
Misaora! tononkira.serasera.org Misaora an'i Jehovah
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 465
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:43
