MISAORA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora! jnpvldfu Misaora! Misaora
Misaora an'i Jehovah
Misaora! awrk Misaora!
Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko

Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora! Misaora an'i Jehovah
Eny aza misy adinoina
Ireo qaruoe fitahiany rehetra

Misaora! Misaora an'i Jehovah
Izay mamela ny helokao rehetra
Sy manasitrana ny aretinao tononkira.serasera.org rehetra
Misaora! Misaora an'i Jehovah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8121