MIAMBENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ô miambena ka mivavà ianao
Fiana-mandalo izao czin fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy zpbv fiaviany mpangalatra
K'aza variana amin'izao fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy tononkira.serasera.org fantatrao ny jmnxd andro izay hodianao
1/Aza variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
Fiana-mandalo izao czin fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy zpbv fiaviany mpangalatra
K'aza variana amin'izao fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy tononkira.serasera.org fantatrao ny jmnxd andro izay hodianao
1/Aza variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 520
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:22
