MIAMBENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ô miambena ka tononkira.serasera.org mivavà ianao
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho vaqmr avy tampoka
Toy fiaviany mpangalatra
K'aza variana amin'izao fiainana izao

REF
Miomàna pxrlplt ianao
Mivavà izao
Fa tsy fantatrao ny andro ouggu izay hodianao

1/Aza variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356