Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIAMBENA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ô miambena ka mivavà ianao
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy fiaviany tononkira.serasera.org mpangalatra
K'aza variana amin'izao hjkn fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy bfdin fantatrao ny andro izay hodianao
1/Aza gnic variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy fiaviany tononkira.serasera.org mpangalatra
K'aza variana amin'izao hjkn fiainana izao
REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy bfdin fantatrao ny andro izay hodianao
1/Aza gnic variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 521
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:22
