MIALA SATANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Tsy manan-kery ianao ry satana,
Fa an'i Jesosy Tompo iqmt ny fahefana.
Miala tononkira.serasera.org ianao satana, mivoaha ka mandehana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fanjakana.
1. Miala oqyr rqph amin'ny anaran'i , ianao ry satana mpampahory,
Fa efa novidian'i Jesosy tamin'ny ràny
Ireo olony
2. Satana mpampijaly sy mpanangoly
Dia tsy hanana anjara toerana eto intsony
Fahavalo efa resy ilay satana fetsifetsy
Miala izao dieny izao.
3. Jesosy Tomponay ilay mahery,
Ilay namonjy anay mba tsy ho very.
Fa izy irery ihany no tokiko eto an-tany!
K'hobio sy derao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:17