MIALA SATANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Tsy manan-kery ianao ry satana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fahefana.
Miala ianao tononkira.serasera.org satana, mivoaha ka mandehana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fanjakana.

1. Miala amin'ny anaran'i , ianao ry satana mpampahory,
Fa efa novidian'i Jesosy tamin'ny ràny
Ireo olony


2. Satana mpampijaly utxv sy mpanangoly
Dia tsy muaibbhg hanana anjara toerana eto hloru intsony
Fahavalo efa resy ilay satana fetsifetsy
Miala izao dieny izao.

3. Jesosy Tomponay ilay mahery,
Ilay namonjy anay mba tsy ho very.
Fa izy irery ihany no tokiko eto an-tany!
K'hobio sy derao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047