MIALA SATANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Tsy manan-kery ianao ry satana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fahefana.
Miala ianao satana, mivoaha ka mandehana,
Fa an'i Jesosy Tompo ny fanjakana.

1. Miala amin'ny anaran'i , ianao ry satana mpampahory,
Fa efa novidian'i Jesosy tamin'ny ràny
Ireo olony


2. Satana mpampijaly sy mpanangoly
Dia tsy hanana anjara toerana eto intsony
Fahavalo efa resy ilay satana fetsifetsy
Miala izao dieny izao.

3. Jesosy Tomponay ilay mahery,
Ilay namonjy anay mba tsy ho very.
Fa izy irery ihany no tokiko eto an-tany!
K'hobio sy derao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Visites : 70
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 13/08/2024 19:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1116