MAMIKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko indrindra ry Jeso o
ny eo anilanao
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao
Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ulbfug ambany elatrao
na mpanota sy tononkira.serasera.org tsy nendrika aza aho
dia tsy mba nahafoinao
Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa vurexqli ny fahoriana hody fifx fifaliana
hahatonga fiadanam-po
ny eo anilanao
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao
Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ulbfug ambany elatrao
na mpanota sy tononkira.serasera.org tsy nendrika aza aho
dia tsy mba nahafoinao
Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa vurexqli ny fahoriana hody fifx fifaliana
hahatonga fiadanam-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:15
