MAMIKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko indrindra ry Jeso tononkira.serasera.org o
ny eo anilanao ephbducl
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao
Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ambany elatrao
na mpanota sy tsy ynzt nendrika aza aho
dia tsy mba zonyi nahafoinao
Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa ny fahoriana hody fifaliana
hahatonga fiadanam-po
ny eo anilanao ephbducl
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao
Tsapako fa tsy irery aho
fa eo ambany elatrao
na mpanota sy tsy ynzt nendrika aza aho
dia tsy mba zonyi nahafoinao
Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa ny fahoriana hody fifaliana
hahatonga fiadanam-po
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:15
