MAMIKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko indrindra tononkira.serasera.org ry Jeso yfyjot o
ny eo anilanao
Mahatsiaro tretrika sy sambatra
satria miaraka aminao

Tsapako fa tsy irery csrubcl aho
fa mdlcglbp eo ambany elatrao
na mpanota sy tsy nendrika aza aho
dia tsy mba nahafoinao

Sarobidy loatra ry Jeso o
ny eo akaikinao
fa  ny fahoriana hody fifaliana
hahatonga fiadanam-po

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292