Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHEREZA SY MATANJAHA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady lehibe sy tena sarotra:
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana tononkira.serasera.org aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza kivy ivmvb ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy handao na ahafoy anao izy
2. Ireo fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika izy ireo toa tsy faspq voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa buumpz dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana tononkira.serasera.org aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza kivy ivmvb ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy handao na ahafoy anao izy
2. Ireo fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika izy ireo toa tsy faspq voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa buumpz dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 05:57
