MAHEREZA SY MATANJAHA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady lehibe sy tena sarotra:
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza xatd kivy ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy hrnykhrc azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy ofmwowha handao na ahafoy anao izy
2. Ireo tononkira.serasera.org fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika izy ireo toa tsy voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza xatd kivy ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy hrnykhrc azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy ofmwowha handao na ahafoy anao izy
2. Ireo tononkira.serasera.org fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika izy ireo toa tsy voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 624
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 05:57
