MAHEREZA SY MATANJAHA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy mguvyc ady lehibe sy tena tononkira.serasera.org sarotra:
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy handao na iclxyih ahafoy anao izy
2. Ireo fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika zqgryia izy ireo toa tsy voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
Reo fahavalo maro izay miandry anao
Ny lalana aleha dia mbola lavitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
Ka mahereza sy matanjaha
Aza matahotra na manahy azy
Jehovah Andriamanitra hitantana anao
Ka tsy handao na iclxyih ahafoy anao izy
2. Ireo fakam-panahy izay mandrirotra
Ka mila hampiverin-dalana anao
Matetika zqgryia izy ireo toa tsy voatohitra
Kanefa kosa aza kivy ianao
FIV...
3. Ireo adidy maro izay napetraka
Mavesatra kanefa dia tsy maintsy atao
Toa mampihemotra sy mahaketraka
Kanefa kosa aza kivy ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 703
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 05:57
