LALANA VOASORITRAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Làlana voasoritra
Ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay
Réf.
O vimbino sy tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho xqowrr eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny lyeukg fiainan-tsambatra
2. Lalan-tsarotra cvwhp ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao zahay
Ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay
Réf.
O vimbino sy tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho xqowrr eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny lyeukg fiainan-tsambatra
2. Lalan-tsarotra cvwhp ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 707
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:48
